4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Niandry - Tovo j'hay

Niandry irery foana teo
Toa nanirery
Niandry ny namany
Niaretany avokoa ireo
Orana nifafy nanakotsa ny tenany
Nangingina tsy nahateny
Nahatsiaro nangatsiaka ny vatany
Nierikerika nanantena
Sao hoe mbola tazany

Ny hatsiaka izay namirifiry
Azony taminy
Ny orana izay mikija tsy zakany
Niafiany eny aminy

Tsy nahita fa nody fotsiny izy
Nandeha tsy nahaloa-peo
Nangingina toa tsy nahateny
Niandry fotsiny teo

Efa dila ny lera
Aza miandry azy intsony
Naleony niova
Sasatra niandry

Partager niandry

Commenter niandry

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tovo j'hay

Suite